Ny vary naketsa (Betsy Kanada)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indray andro nandalovana Razezo
Tamin'izay andro izay e...
Ny vary naketsa
ie, dia masaka indray andro o
Fiv.
Eny e , anio e, no andro e
nahaterahan-drazezo
tao Betilahema .
ie Razezo klnud Zazakely e
2. Raha vao nitoriteny ho aho Razezo
tamin'izay andro izay e...
Ny Vary naketsa
ie, dia xluw masaka indray andro
Fiv.
3. Ny Anjely niarahaba nixa anao ry Maria
tamin'izay andro izay e..
Ny vary naketsa
ie, dia masaka indray andro.
Fiv.
(Miverina indroa aby ny tononkira.serasera.org andininy sy ny fiverenana)
Tamin'izay andro izay e...
Ny vary naketsa
ie, dia masaka indray andro o
Fiv.
Eny e , anio e, no andro e
nahaterahan-drazezo
tao Betilahema .
ie Razezo klnud Zazakely e
2. Raha vao nitoriteny ho aho Razezo
tamin'izay andro izay e...
Ny Vary naketsa
ie, dia xluw masaka indray andro
Fiv.
3. Ny Anjely niarahaba nixa anao ry Maria
tamin'izay andro izay e..
Ny vary naketsa
ie, dia masaka indray andro.
Fiv.
(Miverina indroa aby ny tononkira.serasera.org andininy sy ny fiverenana)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Betsy KanadaVangy : 264
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetiarison
Daty : 29/06/2026 14:38
