Ampidiro aloha ny tenimiafina
Manan-kavana (Benja Mahavanona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manan-kavana dia ilay havako izay
tiako sy mamiko mandrakizay
tsy hay hadinoina na oviana oviana
mandrapaha-tonga tononkira.serasera.org ilay ora fodiana jwfkuewa o! o! o! o!
Havako anie izy zany, havako
ny anarany tsy afaka ato am-bavako
O hxtbqxw ry volana any ambony
ny taratrao mba alefaso
hanazava izato fony
hadio izay antsoantso o! o!
dia ilay herinao miserana
hampitony ny fitserana
ka e! e! eny an-dalan’ny fitia aaa
no iarahanay mandrakizay dngwvkt doria aaa
tiako sy mamiko mandrakizay
tsy hay hadinoina na oviana oviana
mandrapaha-tonga tononkira.serasera.org ilay ora fodiana jwfkuewa o! o! o! o!
Havako anie izy zany, havako
ny anarany tsy afaka ato am-bavako
O hxtbqxw ry volana any ambony
ny taratrao mba alefaso
hanazava izato fony
hadio izay antsoantso o! o!
dia ilay herinao miserana
hampitony ny fitserana
ka e! e! eny an-dalan’ny fitia aaa
no iarahanay mandrakizay dngwvkt doria aaa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Benja MahavanonaVisites : 3086
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : milanao
Date : 27/05/2006 12:22
