Bodovola (Bakomanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao akia ry Bodovola
Hidina ho any an-tsaha
Hioty ny vokatra ao 
Ho entina any Iarivo
Fa izany vkcyk Iarivo izany 
Toerana manan-daza 

Aiza ny an-dry ry Pety
Andramo ny paomandriako
Andramo fa sao mangidy
Ny mangidy tsy lafo tononkira.serasera.org vola
Ny simba dia atokano 
Ario eny amin'ny tany

Ireny vokatra ireny
Raha mbola eny am-potony
Dia misy mpanararaotra
Mangalatra dia mitsoaka
Amin'irony fiadiana
Ianao amin'izay variana 

Ny mpamboly no mijaly
Ny mpitsentsitra no mifaly
Araraotiny ny tsy fisiana
Ianao amin'izay variana
Ny vola no arantiranty
Dia resy wrterzhn biynywl ny mpianakavy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bakomanga
Hits : 2295
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 02/07/2020 19:42
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.022