Fitarainako (Azarya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Toa henoko fa mafy loatra
Ny fitopatopan'ny aty
Izay hatrehako o!

Toa entiny amin'izay tiany aho
Satria svvzrbq efa kely tononkira.serasera.org ny heriko
Ray ô! vonjeo fandrao rendrika aho.
(X2)

Ref:
Ekeko Tompo ô!
Fa tsy maintsy miady aho
Vao afaka harombaka
Ilay ckqhvb satro-boninahitro o!
Kanefa Jesôsy ô ôh!
Tazatazano ihany aho
Ndrao potraka tsy ho tafarina.

....

*Te hiezaka xbly aho 'nefa tsy afaka
Hanatratra ilay tanjona
Amboaram-pandreseko o!

Miezaka ny ho tafarina aho
Te iaina anaty fiainam-baovao
Ray ô! vonjeo fandrao irery aho.
(X2)

Ref:... (X2)

Ouh! ouh! ouh!

Raiso re ny fitarainako...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Azarya
Vangy : 747
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 14/11/2024 22:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4295