Fitarainako (Azarya)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Toa henoko fa mafy loatra
Ny fitopatopan'ny aty
Izay hatrehako o!
Toa entiny amin'izay tiany aho
Satria efa kely ny heriko
Ray ô! vonjeo fandrao qxilezu rendrika aho.
(X2)
Ref:
Ekeko Tompo ô!
Fa tsy maintsy miady aho
Vao afaka harombaka
Ilay satro-boninahitro o!
Kanefa Jesôsy ô ôh!
Tazatazano ihany aho
Ndrao potraka tsy ho tafarina.
....
*Te hiezaka aho 'nefa tsy afaka
Hanatratra ilay tanjona
Amboaram-pandreseko o!
Miezaka ny ho tafarina aho
Te iaina anaty tononkira.serasera.org fiainam-baovao
Ray ô! vonjeo fandrao wyprqrnv irery aho.
(X2)
Ref:... (X2)
Ouh! ouh! bdme ouh!
Raiso re ny fitarainako...
Ny fitopatopan'ny aty
Izay hatrehako o!
Toa entiny amin'izay tiany aho
Satria efa kely ny heriko
Ray ô! vonjeo fandrao qxilezu rendrika aho.
(X2)
Ref:
Ekeko Tompo ô!
Fa tsy maintsy miady aho
Vao afaka harombaka
Ilay satro-boninahitro o!
Kanefa Jesôsy ô ôh!
Tazatazano ihany aho
Ndrao potraka tsy ho tafarina.
....
*Te hiezaka aho 'nefa tsy afaka
Hanatratra ilay tanjona
Amboaram-pandreseko o!
Miezaka ny ho tafarina aho
Te iaina anaty tononkira.serasera.org fiainam-baovao
Ray ô! vonjeo fandrao wyprqrnv irery aho.
(X2)
Ref:... (X2)
Ouh! ouh! bdme ouh!
Raiso re ny fitarainako...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AzaryaVisites : 798
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 14/11/2024 22:38
