Tafandrimandry (Avoss d'or)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao efa an-kafa,anatina tontolo hafa Raha ny momba na efa voafafa
Efa sarotra be amintsika ny hitafa
Ny nofinofiko efa ho adinoko fa efa tsy tafa
Mapionon-tena n'y azoko atao
Anadiko ny eritreritrako hankatia anao
Tsy manadino na tsy mahafoy
De zay aloha,de tafandrimandry
Preefrain
Tafandrimandry anao,fa manonofy ny mba azoko atao
Hiarako miaiana akaiky anao
Samy manana ny lalana e,fa anao efa any ankafa any e
Refrain
Ooouuuhhh,ny foko efa napatoriko
Ieeeeee,izay ny lahatry,fa tsy safidiko
Ooooohhh,na marary anie hiafiko
Ieeeeee,izay ny atao hoe life
Part2
Mangina,fa tsy aiko na ahita akoranao iao
Mahatafalatsa'ka be otranao
Fa ny hirariko sy ny hivavako aminy Ray ambony ao
Samy ahita fahaSoavana amizay iarahany e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Avoss d'orVangy : 144
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : avoss Jah
Daty : 06/07/2025 10:07
