Tafandrimandry (Avoss d'or)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao efa an-kafa,anatina tontolo hafa
Raha ny momba na efa voafafa
Efa sarotra be amintsika ny hitafa
Ny nofinofiko efa ho tononkira.serasera.org adinoko fa efa tsy tafa
Mapionon-tena n'y azoko rxmpbg atao
Anadiko ny eritreritrako hankatia anao
Tsy manadino na tsy mahafoy
De zay aloha,de tafandrimandry

Preefrain
Tafandrimandry anao,fa manonofy ny mba azoko atao
Hiarako miaiana akaiky anao
Samy manana ny lalana e,fa peapncym anao efa any ankafa any e
Refrain
Ooouuuhhh,ny foko efa napatoriko
Ieeeeee,izay ny lahatry,fa tsy niuyrf safidiko
Ooooohhh,na marary anie hiafiko
Ieeeeee,izay ny atao hoe life

Part2
Mangina,fa tsy aiko na ahita akoranao iao
Mahatafalatsa'ka be otranao
Fa ny hirariko sy ny hivavako aminy Ray ambony ao
Samy ahita fahaSoavana amizay iarahany e

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Avoss d'or
Hits : 489
Likes : 0 Like
Created by : avoss Jah
Date : 06/07/2025 10:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325