SINY TANY MORA VAKY (Antoko mpihira Ny Iraka manako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Siny tany mora vaky
No itondranay ilay raki-tsarobidy
Mba ibaribary tsara
F'ity hery izay tsymanam-paharoa
Dia tsy mba avy aminay
Fa andiamanitra no tompo nihaviany
Dia poretina hatraiza
Nefa kosa tsy mba toro izahay
E atao an-katerena
Nefakosa tafavoka lalandava
Dia enjehina tononkira.serasera.org hatrany
Nefa kosa tsy mba tratram-pahavalo
Aradoboka amin'ny zhkpge tany
Fa tsy maty amizany izahay kmolorkn
Entinay lalandava
Amy tenanay marefo mora maty
Ny fiainan'ny jesoa
Ny fijaliny eny hatramin'ny fahafatesana
Dia hiseho miarihary
Amin'ny tenanay hepjaexg marefo mety maty
Izany ain'ny Jesoa Tompo
Dia lay aina tsy mba ritra avy amin'ny Ray
Mbola velona izahay
Nefa atolotra ho faty isan'andro
Noho izany rehetra izany
Fahafatesana isan'andro vaky izao
No anjara miandry anay
Fa lay hery tsy mba ritra avia amin'ny Ray
Dia ny ain'i Jesoa Tompo
No mamelona anareo hatram'izao
No itondranay ilay raki-tsarobidy
Mba ibaribary tsara
F'ity hery izay tsymanam-paharoa
Dia tsy mba avy aminay
Fa andiamanitra no tompo nihaviany
Dia poretina hatraiza
Nefa kosa tsy mba toro izahay
E atao an-katerena
Nefakosa tafavoka lalandava
Dia enjehina tononkira.serasera.org hatrany
Nefa kosa tsy mba tratram-pahavalo
Aradoboka amin'ny zhkpge tany
Fa tsy maty amizany izahay kmolorkn
Entinay lalandava
Amy tenanay marefo mora maty
Ny fiainan'ny jesoa
Ny fijaliny eny hatramin'ny fahafatesana
Dia hiseho miarihary
Amin'ny tenanay hepjaexg marefo mety maty
Izany ain'ny Jesoa Tompo
Dia lay aina tsy mba ritra avy amin'ny Ray
Mbola velona izahay
Nefa atolotra ho faty isan'andro
Noho izany rehetra izany
Fahafatesana isan'andro vaky izao
No anjara miandry anay
Fa lay hery tsy mba ritra avia amin'ny Ray
Dia ny ain'i Jesoa Tompo
No mamelona anareo hatram'izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko mpihira Ny Iraka manakoVangy : 2988
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jaritsiry2
Daty : 17/03/2016 10:09
