SINY TANY MORA VAKY (Antoko mpihira Ny Iraka manako)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Siny tany mora vaky
No itondranay ilay raki-tsarobidy
Mba ibaribary tsara
F'ity hery izay tsymanam-paharoa
Dia tsy mba avy aminay
Fa andiamanitra no tompo nihaviany

Dia poretina hatraiza
Nefa kosa tsy mba toro izahay
E atao an-katerena
Nefakosa tafavoka lalandava
Dia enjehina hatrany  
Nefa kosa tsy mba tratram-pahavalo

Aradoboka amin'ny tany
Fa tsy maty amizany izahay
Entinay lalandava
Amy tenanay marefo mora maty
Ny fiainan'ny jesoa
Ny fijaliny eny hatramin'ny fahafatesana

Dia hiseho miarihary
Amin'ny tenanay marefo mety maty
Izany ain'ny Jesoa Tompo
Dia lay aina tsy mba ritra avy amin'ny Ray
Mbola velona izahay  
Nefa atolotra ho faty isan'andro

Noho izany rehetra izany  
Fahafatesana isan'andro vaky izao
No anjara miandry anay
Fa lay hery tsy mba ritra avia amin'ny Ray
Dia ny ain'i Jesoa Tompo
No mamelona anareo hatram'izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko mpihira Ny Iraka manako
Visites : 2382
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : jaritsiry2
Date : 17/03/2016 10:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0297