Mba mamela (Asaph)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh oh oh oooh!!!, Jesôsy!
....
Ôh oh ôh oh ôôôh!!!

*Nofo aman-dra 'zaho ô!
vovoka mbola hody vovoka
Tera-behivavy ihany e!
Tsy maharitra fa fohy ny androko. (x2)

Ref:
*Rehefa mitady ny indrafonao, Tompo ô!
Raha mety Ianao mba mamelà. (X4)
...
Toy ny vonin'ny voninkazo eny an-tsaha
Mihelina raha lasan'ny rivotra
Mora maina toy ny ahitra e!
Ny tononkira.serasera.org andronay zanak'olombelona ô!

Ref:
*Rehefa mitady ny indrafonao, Tompo ô!
Raha mety Ianao mba mamelà. (X4)

Oh ieh! e!, oh ieh e!
Aoka ho re he!, eny ndhzeyn amin'ny seza fiandriananao
Ny fitarainanay, Jesosy ô!
Hamelanao ny helokay
Oh ie e eeh!!
...
Fa indro tamin'ny heloka
No notorotoroina ahy ny reniko
Ary ny minv fahotako dia mbola amiko ihany
(Amiko ihany)
Fa na izany aza, Tompo Tsitoha oo! ôh!
Mba itodiho re mandrenesa ny fivavako
Fa Ianao xhjuy no fara fanantenako eto an-tany
ye eh eh!!!

Ref:
*Rehefa mitady ny indrafonao, Tompo ô!
Raha mety Ianao mba mamelà. (X8)

Oh ieh eee!, oh ieh eeh e!
Mandrenesa, Jehovah ô!
Oh ieh eee!
Anio anie, Tompo ô!
No angatahako izany
a!
Anio anie, Tompo ô!
Mba oviana no hisy an'izany e!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Asaph
Visites : 2887
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 07/01/2021 18:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289