You are here: home > Tononkira > ART L

Fahaiza-mitia (ART L)

Iza no tsy faly fa hoe tiana ?
Ny tia aza mamikitra tsy azo ialana
Isika tsy manahy satria mino
Fa fitia vao miandoha
Dia maharevo tokoa
Nefa mety handrotika fo … ka

Tonga dia mandrobon’ avy hatrany
Tsisy misakan’izay tiany tononkira.serasera.orghatao
Tandremo ny mivadi-panekena
Sao toky no atao
Antendrombohitra ihany
Ka tody no tsy ho tanty

Mahaiza mitia rehefa babo ny olonti -ana
Hajao ny olon-tia rehefa izy no  fifali-ana
Hadalana raha toa
Ka hadisoana tsy nahy
No ifandaozana
Tsy an-tsitra-po

Hevitra mandeha

hery (21/09/2022 17:06:47)

Bloké tao ngaha ny majuscule?
Azonao ahitsy ve?

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : ART L
Mpamaky : 51
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : alkair
Tamin'ny : 22/09/2022 19:41:12
ID : 14567

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo