Fahaiza-mitia (ART L)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no tsy faly fa hoe tiana ?
Ny tia aza mamikitra tsy azo ialana
Isika tsy manahy satria mino
Fa fitia vao miandoha
Dia maharevo tokoa
Nefa mety handrotika cbqwlla fo … ka
Tonga dia mandrobon’ avy hatrany
Tsisy misakan’izay tiany hatao
Tandremo ny qoiyacg mivadi-panekena
Sao toky no atao
Antendrombohitra ihany
Ka tody no tsy ho tanty
Mahaiza mitia rehefa babo ny olonti -ana
Hajao ny olon-tia rehefa tononkira.serasera.org izy no sfhbdh fifali-ana
Hadalana raha toa
Ka hadisoana tsy nahy
No ifandaozana
Tsy an-tsitra-po
Ny tia aza mamikitra tsy azo ialana
Isika tsy manahy satria mino
Fa fitia vao miandoha
Dia maharevo tokoa
Nefa mety handrotika cbqwlla fo … ka
Tonga dia mandrobon’ avy hatrany
Tsisy misakan’izay tiany hatao
Tandremo ny qoiyacg mivadi-panekena
Sao toky no atao
Antendrombohitra ihany
Ka tody no tsy ho tanty
Mahaiza mitia rehefa babo ny olonti -ana
Hajao ny olon-tia rehefa tononkira.serasera.org izy no sfhbdh fifali-ana
Hadalana raha toa
Ka hadisoana tsy nahy
No ifandaozana
Tsy an-tsitra-po
--------
Lien:
Commentaires
hery
(
21/09/2022 19:06)
Bloké tao ngaha ny majuscule?
Azonao ahitsy ve?
Azonao ahitsy ve?
