Fanatrehanao (Antso Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ento aho, ho eo akaikinao
Ho amin’ilay fonenana ofskkma namboarinao ho ahy
Nialako ireo ratsy fanao
Tsy vitako ny hisaraka Aminao
‘Lay fitia nasehonao ho ahy
Miredareda toa fitia manaitra ny fanahy
Resy lahatra aho nohon’ny hatsaranao
Ny fitiavana dia ampy hababo ahy
Tiko ny fanatrehanao
Mitondra ahy amin’ny toeram-baovao
Toerana hafa kely tsy mbola hitako
Nefa tsara nohon’ny nofiko
Ny eo Aminao
Ouh ouh ouh
Nanao zava-mahagaga Ianao
Tsy afaka ato an-tsaiko ilay namonjenao tononkira.serasera.org ahy
Hody aho hiainga izao eesejoxk dia izao
Fantatro ihany fa any no mampety ahy
Tiko ny fanatrehanao
Mitondra ahy nljwnxqg amin’ny toeram-baovao
Toerana hafa kely tsy mbola hitako
Nefa tsara nohon’ny nofiko ô! ô! ô!
Tiko ny fanatrehanao
Mitondra ahy amin’ny toeram-baovao
Toerana hafa kely tsy mbola hitako
Nefa tsara nohon’ny nofiko
Ny eo Aminao ah ah ah
Hmm hmm hmm
Ho amin’ilay fonenana ofskkma namboarinao ho ahy
Nialako ireo ratsy fanao
Tsy vitako ny hisaraka Aminao
‘Lay fitia nasehonao ho ahy
Miredareda toa fitia manaitra ny fanahy
Resy lahatra aho nohon’ny hatsaranao
Ny fitiavana dia ampy hababo ahy
Tiko ny fanatrehanao
Mitondra ahy amin’ny toeram-baovao
Toerana hafa kely tsy mbola hitako
Nefa tsara nohon’ny nofiko
Ny eo Aminao
Ouh ouh ouh
Nanao zava-mahagaga Ianao
Tsy afaka ato an-tsaiko ilay namonjenao tononkira.serasera.org ahy
Hody aho hiainga izao eesejoxk dia izao
Fantatro ihany fa any no mampety ahy
Tiko ny fanatrehanao
Mitondra ahy nljwnxqg amin’ny toeram-baovao
Toerana hafa kely tsy mbola hitako
Nefa tsara nohon’ny nofiko ô! ô! ô!
Tiko ny fanatrehanao
Mitondra ahy amin’ny toeram-baovao
Toerana hafa kely tsy mbola hitako
Nefa tsara nohon’ny nofiko
Ny eo Aminao ah ah ah
Hmm hmm hmm
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antso MusicVisites : 759
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 16/12/2024 12:14
