Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanatrehanao (Antso Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ento aho, ho eo akaikinao
Ho amin’ilay fonenana namboarinao ho ahy
Nialako ireo ratsy fanao
Tsy vitako tfsko ny hisaraka Aminao
‘Lay fitia nasehonao ho ahy
Miredareda toa fitia tononkira.serasera.org manaitra ny fanahy
Resy lahatra aho nohon’ny hatsaranao
Ny chgcow fitiavana dia ampy hababo ahy
Tiko ny fanatrehanao
Mitondra ahy amin’ny toeram-baovao
Toerana hafa kely tsy mbola hitako
Nefa tsara nohon’ny nofiko
Ny eo Aminao
Ouh ouh ouh
Nanao zava-mahagaga Ianao
Tsy afaka ato an-tsaiko ilay namonjenao ahy
Hody aho hiainga izao dia izao
Fantatro ihany fa any no mampety ahy
Tiko ny fanatrehanao
Mitondra ahy amin’ny toeram-baovao
Toerana hafa kely tsy mbola hitako
Nefa tsara nohon’ny nofiko ô! ô! ô!
Tiko ny fanatrehanao
Mitondra ahy amin’ny toeram-baovao
Toerana hafa kely ymjywf tsy mbola hitako
Nefa tsara nohon’ny nofiko
Ny eo Aminao ah ah ah
Hmm hmm hmm
Ho amin’ilay fonenana namboarinao ho ahy
Nialako ireo ratsy fanao
Tsy vitako tfsko ny hisaraka Aminao
‘Lay fitia nasehonao ho ahy
Miredareda toa fitia tononkira.serasera.org manaitra ny fanahy
Resy lahatra aho nohon’ny hatsaranao
Ny chgcow fitiavana dia ampy hababo ahy
Tiko ny fanatrehanao
Mitondra ahy amin’ny toeram-baovao
Toerana hafa kely tsy mbola hitako
Nefa tsara nohon’ny nofiko
Ny eo Aminao
Ouh ouh ouh
Nanao zava-mahagaga Ianao
Tsy afaka ato an-tsaiko ilay namonjenao ahy
Hody aho hiainga izao dia izao
Fantatro ihany fa any no mampety ahy
Tiko ny fanatrehanao
Mitondra ahy amin’ny toeram-baovao
Toerana hafa kely tsy mbola hitako
Nefa tsara nohon’ny nofiko ô! ô! ô!
Tiko ny fanatrehanao
Mitondra ahy amin’ny toeram-baovao
Toerana hafa kely ymjywf tsy mbola hitako
Nefa tsara nohon’ny nofiko
Ny eo Aminao ah ah ah
Hmm hmm hmm
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antso MusicVisites : 700
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 16/12/2024 12:14
