Antso (Antsan'ny FAnantenana (A.FA FJKM Kristy Fanantenana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha vao mandre ity antso ity ianao
Dia mba valio fa miantso anao ny Tomponao anio

Ref: Raiso Izy anio
fa mandondona ao am-ponao
voahay midanadana fa hanampy anao
Raiso Izy anio
fa mandondona ao am-ponao
'lay Ray be fitiavana no miantso anao

2- Aza andrasana ela fa hampandrosoy Izy
Ary aza adino fa Izy tsy hahafoy na hanary anao mihitsy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny FAnantenana (A.FA FJKM Kristy Fanantenana)
Vangy : 1587
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rafenomanjato
Daty : 04/09/2015 16:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739