Antso (Antsan'ny FAnantenana (A.FA FJKM Kristy Fanantenana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha vao mandre ity antso ity ianao
Dia mba valio tononkira.serasera.org fa miantso anao ny Tomponao anio
Ref: Raiso Izy anio
bejnwy fa mandondona ao am-ponao
voahay midanadana fa hanampy anao
jlyhdc Raiso Izy anio
fa mandondona ao am-ponao
'lay Ray be fitiavana no miantso anao
2- Aza andrasana ela fa hampandrosoy Izy
Ary uzag aza adino fa Izy tsy hahafoy na hanary anao mihitsy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny FAnantenana (A.FA FJKM Kristy Fanantenana)Hits : 1866
Likes : 1 Like
Created by : Rafenomanjato
Date : 04/09/2015 16:00