Ankino aminy (Antra ft Sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andininy 1:toa mitanondrina ianao..toa mila ho kivy amin'ity fiainana ity, indraindray toa manome tsiny an'i Jesosy hianao : fa manino no avelany hiaritra ny mangidy hianao, tadidio fa fitsapany hoanao ireny mba hiorenanao Aminy
Ref:
Koa izao akinao aminy, zay mety ho olanao
Sy zay mavesatra anao hohamavainy
Tsarovy fa mankarary Azy izay mankarary anao
Andininy 2:
Ho anao zay miasa fatratra sy mavesatr'entana, mankanesa eo aminy ..fa Jesosy hanome fitsaraharana ho anao..mpanompony mahatoky ary hiady ho anizay manoa azy.. koa inona ary n mampisalala anao...tsy anatonanao ny tomponao
Ref ...
Farany :
Ref....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antra ft SarobidyVisites : 219
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sarobody66
Date : 07/04/2025 18:17
