Ankino aminy (Antra ft Sarobidy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andininy 1:
toa mitanondrina ianao..toa mila ho kivy amin'ity fiainana ity, indraindray toa manome tsiny an'i Jesosy hianao : fa manino no avelany hiaritra ny mangidy hianao, tadidio fa fitsapany hoanao ireny mba hiorenanao Aminy

Ref:
Koa izao akinao aminy, zay mety ho olanao
Sy zay mavesatra anao hohamavainy
Tsarovy fa mankarary Azy izay mankarary anao

Andininy 2:
Ho anao zay miasa fatratra sy mavesatr'entana, mankanesa eo aminy ..fa Jesosy hanome fitsaraharana ho anao..mpanompony mahatoky ary hiady ho anizay manoa azy.. koa inona ary n mampisalala anao...tsy anatonanao ny tomponao

Ref ...

Farany :
Ref....
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antra ft Sarobidy
Hits : 221
Likes : 1 Like
Created by : Sarobody66
Date : 07/04/2025 18:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0988