RAY AMBONY (Antokom-pihira ANTSA NY ZAVABOAARY EKAR SOAMANANDRARINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref Eny e, eny fa na dia iray monja aza
Tsy misy ambony, noho ny Ray
Fa hombam-pahefana, fahefana sy laza
Mitsilo manazava, ny tononkira.serasera.org lalan-kombana
Ny lalan-kombana ho any an-tranon'ny Ray ô ô
1- Na ny lanitra na ny tany
Nohariany avokoa
Isika olombelona dia voafidy
Dia voafidy hatrany aloha
Hanatanteraka ny sitrapon'ny Tompo
Hanatanteraka ny sitrapon'ny Tompo
Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika
Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika
O ry Ray ô, O ry Ray ô
2- Raha mikasikan'izy Tompo
Dia ambarako anao
Izy ilay Masina hatrany xhwvfiw hatrany
Masina hatrany am-parany ô
Masina foana hatrany hatran'Izy Tompo (x2)
Fa hainy ny ataony, ny ataony aajrp amintsika
Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika
O ry Ray ô, O dndrsvx ry Ray ô
Tsy misy ambony, noho ny Ray
Fa hombam-pahefana, fahefana sy laza
Mitsilo manazava, ny tononkira.serasera.org lalan-kombana
Ny lalan-kombana ho any an-tranon'ny Ray ô ô
1- Na ny lanitra na ny tany
Nohariany avokoa
Isika olombelona dia voafidy
Dia voafidy hatrany aloha
Hanatanteraka ny sitrapon'ny Tompo
Hanatanteraka ny sitrapon'ny Tompo
Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika
Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika
O ry Ray ô, O ry Ray ô
2- Raha mikasikan'izy Tompo
Dia ambarako anao
Izy ilay Masina hatrany xhwvfiw hatrany
Masina hatrany am-parany ô
Masina foana hatrany hatran'Izy Tompo (x2)
Fa hainy ny ataony, ny ataony aajrp amintsika
Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika
O ry Ray ô, O dndrsvx ry Ray ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANTSA NY ZAVABOAARY EKAR SOAMANANDRARINYVangy : 2456
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinocchio
Daty : 14/02/2010 15:52
