Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAY AMBONY (Antokom-pihira ANTSA NY ZAVABOAARY EKAR SOAMANANDRARINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref Eny e, eny fa na dia iray monja aza
Tsy misy ambony, noho ny Ray
Fa hombam-pahefana, fahefana sy laza
Mitsilo manazava, ny lalan-kombana
Ny lalan-kombana ho any an-tranon'ny Ray ô ô
1- Na ny lanitra na ny tany
Nohariany avokoa
Isika olombelona dia voafidy
Dia voafidy hatrany aloha
Hanatanteraka ny sitrapon'ny Tompo
Hanatanteraka ny sitrapon'ny Tompo
Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika
Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika
O ry Ray ô, O ry Ray ô
2- Raha mikasikan'izy Tompo
Dia ambarako anao
Izy ilay Masina xizse hatrany hatrany
Masina hatrany am-parany tononkira.serasera.org ô
Masina foana hatrany hatran'Izy Tompo (x2)
Fa hainy ny wcly ataony, ny ataony amintsika
Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika
O ry Ray ofshzsej ô, O ry Ray ô
Tsy misy ambony, noho ny Ray
Fa hombam-pahefana, fahefana sy laza
Mitsilo manazava, ny lalan-kombana
Ny lalan-kombana ho any an-tranon'ny Ray ô ô
1- Na ny lanitra na ny tany
Nohariany avokoa
Isika olombelona dia voafidy
Dia voafidy hatrany aloha
Hanatanteraka ny sitrapon'ny Tompo
Hanatanteraka ny sitrapon'ny Tompo
Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika
Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika
O ry Ray ô, O ry Ray ô
2- Raha mikasikan'izy Tompo
Dia ambarako anao
Izy ilay Masina xizse hatrany hatrany
Masina hatrany am-parany tononkira.serasera.org ô
Masina foana hatrany hatran'Izy Tompo (x2)
Fa hainy ny wcly ataony, ny ataony amintsika
Fa hainy ny ataony, ny ataony amintsika
O ry Ray ofshzsej ô, O ry Ray ô
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANTSA NY ZAVABOAARY EKAR SOAMANANDRARINYVisites : 2457
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pinocchio
Date : 14/02/2010 15:52
