Aniraho Fanahy (Antoko mpihira Tara_Pahazavana Mahabibo Mahajanga (A.T.P.M))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-mbola osa sy malemy izahay Tompo ô !
be mpanenjika koa noho izahay mpianatrao
teninao no handry iankinanay
dia ilay nampanantenainao anay
handefa mpanafak' halahelo Aho
hankahery anareo

fiv: (fa ) zahay mbola miandrandra
lay fanahy nampanantenainao ho anay
talohany ny hiakaranao
ho anay @ ray mba hankahery anay

2-matetika halaim_baraka izahay Tompo ô !
toraham_bato koa raha manohy ny asanao
teninao no mbola hijoroanay
dia 'lay nampanantenainao ho anay
handefa mpanafak' halahelo Aho hankahery anareo

fiv:

A/c: randriamanantena louis aimé
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko mpihira Tara_Pahazavana Mahabibo Mahajanga (A.T.P.M)
Vangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : louisaime.randriamanantena
Daty : 19/01/2026 19:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.099