Aniraho Fanahy (Antoko mpihira Tara_Pahazavana Mahabibo Mahajanga (A.T.P.M))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-mbola osa sy malemy izahay Tompo ô !be mpanenjika koa noho izahay mpianatrao
teninao no handry iankinanay
dia ilay nampanantenainao anay
handefa mpanafak' halahelo Aho
hankahery anareo
fiv: (fa ) zahay mbola miandrandra
lay fanahy nampanantenainao ho anay
talohany ny hiakaranao
ho anay @ ray mba hankahery anay
2-matetika halaim_baraka izahay Tompo ô !
toraham_bato koa raha manohy ny asanao
teninao no mbola hijoroanay
dia 'lay nampanantenainao ho anay
handefa mpanafak' halahelo Aho hankahery anareo
fiv:
A/c: randriamanantena louis aimé
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko mpihira Tara_Pahazavana Mahabibo Mahajanga (A.T.P.M)Visites : 13
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : louisaime.randriamanantena
Date : 19/01/2026 19:09
