You are here: home > Tononkira > Anjall Yb

Miss you (feat iLhaar) (Anjall Yb)

https://tononkira.serasera.org/hira/anjall/miss-you-feat-ilhaar

Harivariva mody masoandro
Mahatsiaro anao zaho
Manembona ireo tantara fahiny
Tsy hanadino anao fa ...

Eny tsaratsara tsy ho lany
F'ianao hafa ihany izany hafanana
Eny tsy mety ho lany
Nandalo tsiky tomany
F'ianao tsy nanary ahy zany fa teo hatrany

Mahatsiaro foana any aho
Ry tokan'ny foko aiza ianao?
Mahatsiaro foana any aho
Tsy tanty ilay lavitra anao

Na lavitra no misy anao
Ny aty tsy miova hatramin'izao

F'ianao tsy hananako roa
Fitia tambitamby amin'ny fo
avy aminao zany
Ny ahy efa hainao ihany

Tsy miova f'efa ianao irery e
Ny amiko hainao tsy mihery e
Fitia tsy voalazako an-teny e
Nafoiko f'efa anao ireny e


Mahatsiaro foana any aho
Ry ttononkira.serasera.orgokan'ny foko aiza ianao?
Mahatsiaro foana anao
Tsy tanty ilay lavitra anao
F'efa feno anao

Tsy miova f'efa ianao irery e
Ny amiko hainao tsy mihery e
Fitia tsy voalazako an-teny e
Nafoiko f'efa anao ireny e



Mahatsiaro foana any aho
Ry tokan'ny foko aiza ianao?
Mahatsiaro foana any aho
Tsy tanty ilay lavitra anao
F'efa feno anao (2)

Na firy na firy na iza na iza
Mikasa hanimba
Tsy hahavita
Tsy hahaviiiiiiiiiita anao


Mahatsiaro foana any aho
Ry tokan'ny foko aiza ianao?(eeh-)
Mahatsiaro foana anao
Tsy tanty ilay lavitra anao

Mahatsiaro foana any aho (Mahatsiaro anao)
Ry tokan'ny foko aiza ianao?
Mahatsiaro foana anao
Tsy tanty ilay lavitra anao
F'efa feno anao (2)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Anjall Yb
Mpamaky : 230
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : iLhaar_Fasion_
Tamin'ny : 08/08/2019 11:47:55
ID : 11959

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo