You are here: home > Tononkira > Anjall Yb

Lazao izy (Anjall Yb)

(ILhaar)
Mahatsiaro anao faona ky
Fa lavitra anao
Tsaroana ato am-po anie ky reo rehetra natao
Mila tsy ho taty
Mieritreritra anao
Reny ady,sangisangy
Bedibedy fanao.

Ref:
Lazao izy any
Tsy miova hoe fa aza manahy
Fa ianao irery iany
Fitiavananao tokana iray (tokana iray)

(Anjall Yb)
Oooo humhumm
Oooo eiei
Na dia lavitra aza ny elanelana
Lazao azy fa ny foko o
Fa efa izy no tompo toerana ao
HAjanony hoe ireo toloko sy tomany
Fa efa ho avy izy hamafa ny ranomasotononkira.serasera.orgnao
Lazao izy,lazao izy hoe
Tsy anadino ireo vita,fa ianao rery iany
Mbola misy e,mbola misy hoe
Lay fitiavana nafana hatram'izay

Ref:(...)
Tokanax2 iray (x2)

Ho anao lay fitia na mamy na ngidy
Ka lazao fa tia tsy tafandrimandry (x2)

Ianao anie raha lavitra any
Mahatsiarox2 tomany e,
Fa ianao lay tokana an tany
Ka rariny aki ra miteny anizany
Fa nji tsy zaraina ho an'iza
Satria ny fo tsy mahazaka anzany    
Ka aleo mba ikozy fa tary ny aty tsy tamana e

Ref:(...)

Ho anao lay(...)
  

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Anjall Yb
Mpamaky : 218
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : anjallnaiimokovan
Tamin'ny : 23/02/2019 14:21:38
ID : 11418

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo