TIAKO IANAO (Angelo'RTV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1:
(JESOSY oh mahery Ianao,
Ianao 'lay tsy miova hatrizay, hatrizao,
ary ho mandrakizay,
'Zaho hifikitra aminao.) X2

Ref:
(Tiako Ianaao
Tiako Ianaaaaao
Tiako Ianaao
JESOSY oh, Tiako Ianaao) X2

Couplet 2:
Tsy afaka ato an-tsaiko xsck ireo Teninao,
ka izany no antony hirako izao.
Asandratro amin'ny Avo ny Anaranao,
Fa tononkira.serasera.org Ianao no naha toy izao.
Tsy ataoko mahakivy ireo fitsapana,
Fa vao maika aza mampahery ahy
Ao aminao no lalana myqbjcis hombana,
Inoako fa hatafavoaka ahy.

Ref:
(Tiako Ianaao
Tiako Ianaaaaao
Tiako Ianaao
JESOSY oh, Tiako Ianaao) X2

(Oh oh oh oh oh
Oh oh oh
Oh oh oh oh oh
Tiako Ianao) yknvvgwu X2

Ref:
(Tiako Ianaao
Tiako Ianaaaaao
Tiako Ianaao
JESOSY oh, Tiako Ianaao) X2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Angelo'RTV
Visites : 1804
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Angelo'RTV
Date : 07/03/2022 14:27
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0102