Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hafatra (Andy's Son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! ry rahona misosa mora, mandany fotoana sy ora
Etsy ianao hafarako ihany, fa sao ianao mba tonga any
Manirery aho ka mitoloko, mifendrofendro izany foko
Izao no teny ataoko anao, tandremo anie hadinonao
Ref : izy hono hoe ka tia anao, satriny foana e! eo anilanao
tononkira.serasera.org izy hono hoe ka tsy manadino ireo dina izay natao
O! ry aecupjh rano kely mikoriana anaty bozaka xtoysvo mangina
Andeha re mba hilazao ilay olona iny sao hitanao
Mivetsovetso aho manembona, fitiavako e! tsy mety lany wtgtv
Zao hirako izao kaloinao,hafaro azy ka tantarao
O! ry volana etsy ambony toa miran-dava sady tony
Ianao izay mahita azy, mahatazana koa ny misy azy
Raha toa re ka tsisy tsiny, ampatsiahivo azy ny fahiny
Raha toa re ka sitrakao, izao no hafatro ampitao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andy's SonVangy : 6683
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : harymbola
Daty : 30/08/2017 14:05