Hafatra (Andy's Son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! ry rahona misosa mora, mandany fotoana sy ora
Etsy ianao hafarako ihany, fa sao ianao mba tonga any
Manirery aho ka mitoloko, mifendrofendro izany foko
Izao no teny ataoko anao, tandremo anie tononkira.serasera.org hadinonao
Ref : izy hono hoe ka tia anao, satriny foana e! eo anilanao
izy hono hoe ka tsy manadino ireo dina izay exfd natao
O! ry rano kely mikoriana anaty flgn bozaka mangina
Andeha re mba hilazao ilay olona iny sao hitanao
Mivetsovetso mcchckbb aho manembona, fitiavako e! tsy mety lany
Zao hirako izao kaloinao,hafaro azy ka tantarao
O! ry volana etsy ambony toa miran-dava sady tony
Ianao izay mahita azy, mahatazana koa ny misy azy
Raha toa re ka tsisy tsiny, ampatsiahivo azy ny fahiny
Raha toa re ka sitrakao, izao no hafatro ampitao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andy's SonHits : 6686
Likes : 0 Like
Created by : harymbola
Date : 30/08/2017 14:05