Roas'izy (And'son 29)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola tia anao hono izy, hiverina eto indray ee
Mbola tsy mahafoy, ireo natao anaty lay
Fijaliana firy moa no efa nataony tam nao
Vao izay hahatsapatena diso, fa mbola te-ho akamanao
Tsy tiany hono ianao, fony nareo niady ireo
F'ianao nitraka foana na dia teo niady irery
Hadalana firy moa no efa nataony tany ee
Manembona anao foana, izay vao mody manontany
Satria voadona tany!
"Tsy manadino foana" izay no ataony ao anaty ee
Indrisy moa fa saingy efa voasolo ny ee
Fifonana firy moa no efa nataonao kosa ee
Fa saingy tsotra ny azy "natotongany ny " ee
Ny ao ampony hono mihamafy ee
Mafy anie ny nilaozany fa "izy nihomehy mafy ee"
Novalinao mora ihany "Efa nahita solonao aho" hoy z'izy Nina's ee
F'izy tsy < à la page > ee

Mbola manantena indray ilay tany aloha tany..
Indrisy anefa ianao efa nilaza hoe " Mbay tany"
Fa. Roas'izy! ( Tsy mila anao intsony!)
Roas'izy! ( Tsy tia anao intsony)
Mbola manantena ny hiverina eto indray
Indrisy anefa, nefa ianao efa nahita hafa indray..}2 fois

Taratasy firy moa no efa nalefany any ee
Efa antanan'ny hafa ianao no tiany ho hafanainy ee
"Tiany foana ianao" izay no teny averimberiny
Hafoiny hatramin'ny ainy dia hafoiny hatramin'ny heriny
Hanaja izay tianao hono fa tsy ho toy ny tam ny heriny
Izy ange voamafy ee
Fa raha ny fanirianao, izy hiantso hoe Anabavy ee
Isanandro izy miangavy ee
Fa aoka ny lasa hoy z'izy enao am zay homba ny lasa ee

Mbola manantena indray ilay tany aloha tany..
Indrisy anefa ianao efa nilaza hoe " Mbay tany"
Fa. Roas'izy! ( Tsy mila anao intsony!)
Roas'izy! ( Tsy tia anao intsony)
Mbola manantena ny hiverina eto indray
Indrisy anefa, nefa ianao efa nahita hafa indray..

Mbola manantena indray ilay tany aloha tany..
Indrisy anefa ianao efa nilaza hoe " Mbay tany"
Fa. Roas'izy! ( Tsy mila anao intsony!)
Roas'izy! ( Tsy tia anao intsony)
Mbola manantena ny hiverina eto indray
Indrisy anefa, nefa ianao efa nahita hafa indray..


Artiste : And'son29
Titre : Roas'izy
A/C: And'son Twent'n9ne

Contact : +26132 52 520 36

???? Misaotra tompoko oh ????
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : And'son 29
Vangy : 1700
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Viola29
Daty : 26/06/2018 18:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.073