May (And'son 29)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
..Fotoana ela no niarahana....
Ny fakam-panahy ts tery lalana
ilay fitia ts nisy sento indrisy anefa hiverin-dalana
Namela anao nipitrapitra, ts niferinaina akory
Ny fo nge mora may, na faly na kotra enao na ory
Na vola na fitia, nareo ts hifanome intsony
Fa sao ifanome tsiny
Ianao ilay namana nafoiny
Na hisy donan-kafo, ianao le ts afaka ho antsoiny
ireny fahatsoram-ponao reny mety ts ho afaka ao antsainy
Marary mafy ianao fa saingy ts tiany hiantefany
Ay,, zava-poana reny fahasarota-piarony reny
F'ianao nihitrakitrahany sahala am reny kiraro reny
Fa ny vehivavy tsisy ratsy fa mifikitra am ny fo
Fa ny lehilahy ange bibidia e, mitady izay mahasoa


....Malahelo anao an'izy iny........
Ka tsy hainy ny hataony eeee....
May e.. May e... Hummmmmmm......(×2)


Impiry izy naditra, fa toa nodianao tsy heno
Hatram'ireo faka-panah izay nininy mba hameno
Dia tapitra hatreo ilay faniriny mandramaty,
Fa mety izao aloh ny lahatra
Hoe: na izy na ianao ange tsy misy ho tongalafatra
Fa saingy ampifaliana no nilazany f'efa tao
Fa any ho any izy milaza hoe "ny sipa mora atao.
Manantena ts ho solafaka, ho fitia ts ho sasapoana
F'iana manontany tena hoe " oviana izy hiverina hijoro eo manoloana?
F'iana nataony toy ny kidory
Toa ts tsaroany mihitsy ianao rah tsy isaky ny hatory
Fa toa nataony tohatra
Mafy ny mitia, indrisy ianao ts afa-manoatra
Fa nanfanohano teo
F'ianao tsy very anjara zany, ka ts hitomany an zay efa leo..


.....Malahelo anao an'izy iny....
Ka ts hainy ny hataony eee....
May ee, May ee hummmmm....(xxxxxxxxx)


May
And'son29
And'son Twent'n9ne Ofisialy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : And'son 29
Vangy : 868
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Viola29
Daty : 02/08/2017 08:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0747