RY ANKANY TIAKO LOATRA (Andrinirina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa kivy ambony ihany aho
Raha andao anao
Voatery hanainga izao

Ho any lavitra any
Tsy hoe antsafidy
Hanefa ny adidy

Ry ankany tiako loatra
Zaho tsy afa-manoatra
Tso-drano no angatahako
Mba ho soa ho tsara
Hiverina any ampara tsy ho sampona ny lalako

Any andro iray
Raha mbola velona eto an-tany
Dia mbola ihaona ihany

Ho avy aho anasoa
Sy hivimbina ny mamy
Ho anao r'ilay ankany

F'izaho na lavitra aza
Ny saiko malala
Tsy miala eny aminao
Ianao irery no ahy f'aza dia manahy
Ny hanadino anao tsy ho haiko

Ry ankany tiako loatra...
--------
Rohy:
Hevitra
seul110 ( 14/04/2015 20:51)
Mba mangataka rohy azahoana io hira io tompoko fa tiako be! mety daholo na alefa mailaka aza!
misaotra mialoha
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Andrinirina
Vangy : 2905
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rajy
Daty : 14/10/2009 20:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1324