fantatro ilay Inoako (ANDRIAMITANDRINA Fenosoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
01. Haleloia! Asandratro ny fiderana
Ho Anao Ry Jeso Kristy Tompo,
Heniky ny fahasoavanao
‘Ty mpanompo nofinidinao,
Nahatratr’izao fotoan-jobily izao
Velona tokoa ny tononkira.serasera.org finoako Anao.
Ref: Ka tsy menatr’aho,
Satria fantatro Ilay inoako,
Dia Jesoa, Ilay Mpamonjy ahy,
Ilay niantso sy naniraka ahy,
Ho vavolombelon’ny fitiavany
Hatramin’ny farany.
02. Haleloia! Isaorako ny Anaranao
Ry Jeso Mpamonjiko be fitia
Na malemy gjuj aza ‘ty mpanompo
Nahatanteraka ny fanompoako
Ny fanahy nomenao no nampahery,
Ny tktrhduq finoako Anao tsy nisy very.
03. Tompo ô! wcrjtcvj Izaho raha mbola velon’aina
Dia hitana mafy ny finoako,
Ka na faly aho na tomany
Mino aho f’Ianao eo ihany;
Hiara-dalana amiko hatrany hatrany
Mandra-pialako ety an-tany.
Ho Anao Ry Jeso Kristy Tompo,
Heniky ny fahasoavanao
‘Ty mpanompo nofinidinao,
Nahatratr’izao fotoan-jobily izao
Velona tokoa ny tononkira.serasera.org finoako Anao.
Ref: Ka tsy menatr’aho,
Satria fantatro Ilay inoako,
Dia Jesoa, Ilay Mpamonjy ahy,
Ilay niantso sy naniraka ahy,
Ho vavolombelon’ny fitiavany
Hatramin’ny farany.
02. Haleloia! Isaorako ny Anaranao
Ry Jeso Mpamonjiko be fitia
Na malemy gjuj aza ‘ty mpanompo
Nahatanteraka ny fanompoako
Ny fanahy nomenao no nampahery,
Ny tktrhduq finoako Anao tsy nisy very.
03. Tompo ô! wcrjtcvj Izaho raha mbola velon’aina
Dia hitana mafy ny finoako,
Ka na faly aho na tomany
Mino aho f’Ianao eo ihany;
Hiara-dalana amiko hatrany hatrany
Mandra-pialako ety an-tany.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANDRIAMITANDRINA FenosoaVangy : 432
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mah6
Daty : 30/04/2025 09:40
