fantatro ilay Inoako (ANDRIAMITANDRINA Fenosoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
01. Haleloia! Asandratro ny fiderana
Ho Anao Ry Jeso Kristy Tompo,
Heniky ny fahasoavanao
‘Ty mpanompo nofinidinao,
Nahatratr’izao fotoan-jobily izao tononkira.serasera.org
Velona tokoa ny finoako Anao.

Ref: Ka tsy menatr’aho,
Satria fantatro Ilay inoako,
Dia Jesoa, Ilay Mpamonjy ahy,
Ilay niantso sy naniraka ahy,
Ho dtbhl vavolombelon’ny fitiavany
Hatramin’ny farany.

02. Haleloia! Isaorako ny Anaranao
Ry Jeso Mpamonjiko be fitia
Na malemy aza ‘ty judjzh mpanompo
Nahatanteraka ny fanompoako
Ny fanahy nomenao no nampahery,
Ny finoako Anao tsy nisy very.


03. Tompo ô! Izaho raha mbola velon’aina qakczhe
Dia hitana mafy ny finoako,
Ka na faly aho na tomany
Mino aho f’Ianao eo ihany;
Hiara-dalana amiko hatrany hatrany
Mandra-pialako ety an-tany.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ANDRIAMITANDRINA Fenosoa
Hits : 401
Likes : 0 Like
Created by : Mah6
Date : 30/04/2025 09:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438