Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsara indrindra (Altesse)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy avelako hisy olona
Na zavatra hafa
Ho be tombam-bidy
Mihoatra noho Ianao. (x2)
F'Ianao no ovifmdan zava-drehetra amin'ny fiainako
Ho valim-pitia lehibe indrindra ho ahy Ianao!
Fahasambarako, fifaliako, harenako, tsy atakaloko!
Voninahitro, reharehako, 'lay tsy foiko mandrakizay!
....
Tsisy avelako hisy olona
Na zavatra hafa
Ho be tombam-bidy
Mihoatra noho Ianao. (x2)
F'Ianao no zava-drehetra amin'ny fiainako

F'Ianao tononkira.serasera.org no tsara indrindra amin'ny fiainako
Tsy misy soa ananako azoko ampitahaina aminao!
F'Ianao no krigq tsara indrindra amin'ny fiainako
Tsy misy tiako indrindra mihoatra noho Ianao!

Raha nrvtnet Ianao...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AltesseHits : 1160
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 22/11/2021 23:38