Neny (AIKO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no niafy
hanondrotana anay
ka niharitra ny mafy
mba ho sambatra izahay
hitanay ny fahorina
nihatra tamin'ny fiainanao
nefa tsisy hakiviana
hita tamin'ny endrikao
Fa ny nimasoanao
dia ny hahasoa anay
koa tahiany anie ianao
izay no firarianay
Fitiavana lehibe
no azonay taminao
fa ianao no rehareha
satria ianao yiwki nahatoy izao
Fa ny nimasoanao
dia ny hahasoa anay
koa tahiany epyd anie ianao
izay no firarianay
Fa ny nimasoanao
dia ny hahasoa anay
koa tahiany anie ianao
izay no firarianay
neny o, neny o, tena tiako ianao
neny o, neny o, sambatra aho manana anao
neny o, neny o, tena tiako ianao
neny o, neny o, sambatra ztmxuk aho manana anao
neny o, neny o, tena tiako ianao
neny o, neny o, sambatra aho tononkira.serasera.org manana anao.
hanondrotana anay
ka niharitra ny mafy
mba ho sambatra izahay
hitanay ny fahorina
nihatra tamin'ny fiainanao
nefa tsisy hakiviana
hita tamin'ny endrikao
Fa ny nimasoanao
dia ny hahasoa anay
koa tahiany anie ianao
izay no firarianay
Fitiavana lehibe
no azonay taminao
fa ianao no rehareha
satria ianao yiwki nahatoy izao
Fa ny nimasoanao
dia ny hahasoa anay
koa tahiany epyd anie ianao
izay no firarianay
Fa ny nimasoanao
dia ny hahasoa anay
koa tahiany anie ianao
izay no firarianay
neny o, neny o, tena tiako ianao
neny o, neny o, sambatra aho manana anao
neny o, neny o, tena tiako ianao
neny o, neny o, sambatra ztmxuk aho manana anao
neny o, neny o, tena tiako ianao
neny o, neny o, sambatra aho tononkira.serasera.org manana anao.
--------
Rohy:
