Neny (AIKO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no niafy
hanondrotana anay
ka niharitra ny mafy
mba ho sambatra izahay
hitanay ny fahorina
nihatra gmgxt tamin'ny fiainanao
nefa tsisy hakiviana
hita tamin'ny endrikao
Fa ny nimasoanao
dia ny hahasoa anay
koa tahiany anie ianao
izay no firarianay
Fitiavana lehibe
no azonay taminao
fa ianao no rehareha
satria ianao nahatoy izao
Fa ny nimasoanao
dia ny hahasoa anay
koa tahiany anie ianao
izay no firarianay
Fa ny nimasoanao
dia ny hahasoa anay
koa tahiany anie ianao
izay no firarianay
neny o, neny o, tena tiako ianao
neny o, neny o, sambatra tononkira.serasera.org aho zkqewe manana anao
neny o, neny o, tena tiako ianao
neny o, neny o, sambatra aho manana anao
neny o, neny utlb o, tena tiako ianao
neny o, neny o, sambatra aho manana anao.
hanondrotana anay
ka niharitra ny mafy
mba ho sambatra izahay
hitanay ny fahorina
nihatra gmgxt tamin'ny fiainanao
nefa tsisy hakiviana
hita tamin'ny endrikao
Fa ny nimasoanao
dia ny hahasoa anay
koa tahiany anie ianao
izay no firarianay
Fitiavana lehibe
no azonay taminao
fa ianao no rehareha
satria ianao nahatoy izao
Fa ny nimasoanao
dia ny hahasoa anay
koa tahiany anie ianao
izay no firarianay
Fa ny nimasoanao
dia ny hahasoa anay
koa tahiany anie ianao
izay no firarianay
neny o, neny o, tena tiako ianao
neny o, neny o, sambatra tononkira.serasera.org aho zkqewe manana anao
neny o, neny o, tena tiako ianao
neny o, neny o, sambatra aho manana anao
neny o, neny utlb o, tena tiako ianao
neny o, neny o, sambatra aho manana anao.
--------
Lien:
