KARAN'ZANY (AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina))

1. Mifankatiava e, 'zany no didy tsara sy ambony indrindra no mahery e !
Tiavo ny namanao rô  azafady e, Tahaka ny tegnanao
Fa tsy tsara e e, samy olom-belo mifampifosafosa, mifandrafy e !
Aza magneky ho resin'ny ratsy e , tohero mafy e !

Nisy lilahy raiky handeha a Jeriko
Nivonin'ny jiolahy de saiky maty arô
Olo-jiaby nandalo tsisy nihantra ananjy e ,
Nisy Samaritana tônga nitsabo sady nanambitamby
( x2 )

REF :
Magnanôva karan'zany e ,
Karan'zany, karan'zany e
Karan'zany, zegny no atao e,
Tsara an'zany, tsara an'zany e
Tsaran'zany , magnanôva karaTsiky dia ampyn'zany ee
Karan'zany, karan'zany e
Karan'zany, zegny no atao e,
Tsara an'zany, tsara an'zany e
Tsaran'zany , magnanôva karan'zany e!

2. Fanoharan'izany ka fanoharana e,
Fa fitiavan'i  Jesô tegna ambarany e
Nanolo-tena ho faty hisolo voina anô
Zegny mino an'zany no hovonjena hahazo fiainam-baovao
( x2 )

REF :
Magnanôva karan'zany e ,
Karan'zany, karan'zany e
Karan'zany, zegny no atao e,
Tsara an'zany, tsara an'zany e
Tsaran'zany , magnanôva karan'zany ee
Karan'zany, karan'zany e
Karan'zany, zegny no atao e,
Tsara an'zany, tsara an'zany e
Tsaran'zany , magnanôva karan'zany e!

Mpihira : AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina)
Mpamaky : 98
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ckaye
Tamin'ny : 04/06/2022 05:25:39
ID : 14282

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo