FITIAVAKO ANAO (AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina))

Mba satriko Anao Zagnahary tsy hagnambela 'zaho
Mba tagnigniako avelanao fahotako jiaby

Adalain'olo 'zaho mandefitry satria tiako Anao ô
Fa tokinao ny zanako sy ny asan'ny tanako adidiko ee

Mahatônga 'zah mangina fitiavako Anao
Mahatônga 'zah mandefitry, jery amianao 'zaho
Mahatônga 'zah mangina e fitiavako Anao Jesô
Ampia 'zaho, ampia 'zaho fa hagnaraka Anao

                                       ...tononkira.serasera.org..........

Mba satriko Anao Zagnahary tsy hagnambela 'zaho
Na misy magnampy na tsisy magnampy Anao fiainako
Na ino mahazo 'zaho tsy hiala Aminao Jesô ououou...
( x2 )

Mahatônga 'zah mangina fitiavako Anao
Mahatônga 'zah mandefitry, jery amianao 'zaho
Mahatônga 'zah mangina e fitiavako Anao Jesô
Ampia 'zaho, ampia 'zaho fa hagnaraka Anao
( x3 )

Ampia 'zaho, ampia 'zaho fa hagnaraka Anao
Ampia 'zaho, ampia 'zaho fa hagnaraka Anao

Mpihira : AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina)
Mpamaky : 68
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ckaye
Tamin'ny : 07/06/2022 17:01:00
ID : 14286

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo