FANAHY MASINA MPAMPIRAY (AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina))

Ray, mba omeo 'Lay Fanahinao
'Lay Fanahy Masina Mpampahery
Izy no miandry ahy tsy ho irery
       Soa, soa fa teo Ianao ry Fanahy
       'Lay Fanahy Masina Mpampiray
       Ny fitokotokoana aminay

REF :
He ! Mombà anay anio
Ny adisoako hitsio
Lalako tsilovy koa
Aza manalavitra ahy, miangavy moa

         Tsiky dia ampy              Instru........

REF : x2
He ! Mombà anay anio
Ny adisoako hitsio
Lalako tsilovy koa
Aza manalavitra ahy, miangavy moa

'Zany a, mba omeo 'Lay Fanahinao
'Lay Fanahy Masina Mpampahery
Izy no miandry ahy tsy ho irery
       Soa, soa fa teo Ianao ry Fanahy
       'Lay Fanahy Masina Mpampiray
       Ny fitokotokoana aminay

Mpihira : AFA Choir ( Antsan'ny Fanantenana Ambatotsidikaina)
Mpamaky : 102
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ckaye
Tamin'ny : 03/06/2022 19:22:28
ID : 14279

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo