Asa re tsapanao? (A.F (Amboara Fanantenana) Sambava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asa re mba tsapanao
izao fiainana izao?
fahoriana, haratsiana
tebiteby sy tomany
misy izay hitady hamoy fo
mitanondrika loha
izay no ady eto an-tany
asa re tsapanao?

Choeur: Ouh..ouh..ouh..
Solo: Asa re mba tsapanao
        izao antso izao?
        Antso antso miantso: avia!
tononkira.serasera.org        Azy ianao, tiany ianao
        Izy tsy mahafoy anao

Renao ve izany antso miantso anao
miantso hoe: avia?
Manatòna ahy ianao,
minoa Ahy, matokìa
Izy Tompo anie tsy mba mandao
tsy hiantso ny marina
fa ny mpanota hibebaka
asa re tsapanao?

Choeur: Ouh..ouh..ouh..
Solo: Raisonao mdgpz Jesosy
        ho fiaronao
        Raisonao ho fiainana etÿ
        enga anie hjervqx ho azonao
    jwcxy     izay rehetra irin'ny fonao

Jesosy tompo sy mpamonjy
no mitarika anao
amin'ny lalan-tsara
amin'ny fiainanao
fantatrao ve fa miandry izy?
mitady ondry izay nania?
Zanany ianao, Azy ianao
asa re tsapanao?

  A/C:  B.Dieudonné.S
(FLM Ampandrozonana Sambava)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : A.F (Amboara Fanantenana) Sambava
Hits : 12
Likes : 0 Like
Created by : Sylvan1
Date : 20/09/2026 17:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345