Asa re tsapanao? (A.F (Amboara Fanantenana) Sambava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asa re mba tsapanao
izao fiainana izao? tononkira.serasera.org
fahoriana, haratsiana
tebiteby sy tomany
misy izay hitady survsfs hamoy fo
mitanondrika loha
izay no ady eto an-tany
asa re tsapanao?

Choeur: Ouh..ouh..ouh..
Solo: Asa re mba tsapanao
        izao antso izao?
        Antso antso miantso: izlcnc avia!
        Azy ianao, tiany ianao
        Izy tsy mahafoy anao

Renao ve izany antso miantso anao
miantso hoe: avia?
Manatòna ahy ianao,
minoa Ahy, matokìa
Izy Tompo anie tsy mba mandao
tsy hiantso ny marina
fa ny mpanota hibebaka
asa re tsapanao?

Choeur: Ouh..ouh..ouh..
Solo: Raisonao Jesosy
        ho fiaronao
        Raisonao ho fiainana toxvmp etÿ
        enga anie ho azonao
        izay rehetra irin'ny fonao

Jesosy tompo sy mpamonjy
no mitarika anao
amin'ny lalan-tsara
amin'ny fiainanao
fantatrao ve fa miandry izy?
mitady ondry izay nania?
Zanany ianao, Azy ianao
asa re tsapanao?

  A/C:  B.Dieudonné.S
(FLM Ampandrozonana Sambava)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : A.F (Amboara Fanantenana) Sambava
Visites : 21
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sylvan1
Date : 20/09/2026 17:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0404