Ohatran'ny vao omaly (ADRHIM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsika tsy nfankahalala fiavina fa vao ntaps de ntapy ah!
Tsy nkozy ah na nitopy taminao ary le fanah !
Kay mitovy ny tao andoh dia nraisinao ny tanako roa!
Nanomboka teo ah ohatran'ireny oe jiolahy niova fo!
Dia nande n'y fotoana ! Tsy hita hita akory tsika tsy nfankafohy!
Dia nande ny fotoan tsy hita hita akory ianao lasa namoha
Refrain
Ohatran'ny vao omaly ihany
Lay nalalako anao voalohany
Ohatran'ny vao omaly ihany
Tsy niova fa ohatran'ny tany ampiatombohana

Ohatran'ny vao omaly iany vao may ary mia mitombo! Lasa tsy mavita miaina raha tsy misy anao manohana ! Lasa aminao ny laniko fotoana ! Androan za te hivoady oa ninoninona manoloana
Dià nande ny fotoana.. ....
Ref: ohatran'ny vao omaly ihany lay nalalako anao voalohany
Ohantran'ny vao omaly ihany tsy niova fa ohatran'ny teny ampiatombohana
Bridge :...........

Refrain
Ohatran'ny vao omaly ihany
Lay nalalako anao voalohany
Ohatran'ny vao omaly ihany
Tsy niova fa ohatran'ny tany ampiatombohana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ADRHIM
Vangy : 482
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Adrhim
Daty : 27/09/2022 14:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749