You are here: home > Tononkira > A.J.R

Bye bye love (A.J.R)

https://tononkira.serasera.org/hira/a.j.r/bye-bye-love-1

refrain:
efa ts any tsony ah baby e e e.
f efa niova rah ny aty.
k atov we bye bye lay tantaratsika 2.
atov we bye bye fa to mankarary fo.
atov we bye byd lay ftiavatsika 2.
atov we bye bye.


1_efa nataonw kilalao ve mbola hitia iany zah.(e e)
satria efa fantatrw ve fa ny aty malemy fanah .

de natositosikw ny bandy e e e.
efa vodona kaTsiky dia ampy ts maints mande e.
ka veloma mampamangy e e.
good bye...

{refrain}...

2_hatramzay tsy mba sah nlaza baby.
f efa te hiala ny aty .
ankehitrin lazaiko anw satri   .
mila ts ho tantiko intsony.

ka le voady efa niainana hatrizay. hoe zah ho anw ianw rer ian no ahy.
saing indris ts nampoizko efa niova.

BYE BYE LOVE

{refrain }.....2fois

A.J.R
      love every day

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.J.R
Mpamaky : 1101
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : trunks
Tamin'ny : 12/11/2016 19:30:08
ID : 8945

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo