Bye bye love (A.J.R)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
refrain:efa ts any tsony ah baby e e e.
f efa niova rah ny aty.
k atov we bye bye lay tantaratsika 2.
atov we bye bye fa to mankarary fo.
atov we bye byd lay ftiavatsika 2.
atov we bye bye.
1_efa nataonw kilalao ve mbola hitia iany zah.(e e)
satria efa fantatrw ve fa ny aty malemy fanah .
de natositosikw ny bandy e e e.
efa vodona ka ts maints mande e.
ka veloma mampamangy e e.
good bye...
{refrain}...
2_hatramzay tsy mba sah nlaza baby.
f efa te hiala ny aty .
ankehitrin lazaiko anw satri .
mila ts ho tantiko intsony.
ka le voady efa niainana hatrizay. hoe zah ho anw ianw rer ian no ahy.
saing indris ts nampoizko efa niova.
BYE BYE LOVE
{refrain }.....2fois
A.J.R
love every day
--------
Link: