Tsy hanary aho

Lohateny Tsy hanary aho
Nampiditra Lovaniainaricky
Tamin'ny 13/10/2022 11:43
Vangy : 996
    Intro : C - G -A# - Fm - Gm - F - C

Dm               C           Dm
hiainga aho fa andeha haka anao
Dm     C       D              Dm
misy fanahy, mibitsika ao anaty
Dm              C        Dm
niandohan'ny fitiavanao ahy
A#               F           C
mamanala aho raha tsy eo ianao




Dm            C        Dm
tsy maintsy ho tongako ianao
Dm       G          C      G
na hivezivezi na ho very dia
Dm          C                 Dm
na ho doran'ilay masoandro aho

A#                   F                C
ny handresy lahatra anao ny anton'ny dia





pre-ref:

G                               D
ianao ilay mahalasa adala ahy akia

G                     D
toa masiaka nefa mankafia

F                               C
ny halavirandalana tsy hasakana ahy





ref:
F
C                            G
raha vao tonga ao an-dapa ianao
Dm                Am      G
dia tsy hijanona aho hitalao
C                      G
hizarao ny hafananao aho
F      G        Am            G
mba hitabatabako hoe tsy hanary anao
Interlude : A# - F - Gm - F - C

Dm           C       Dm
ho tonga ilay andro iray
Dm        C           D       Dm
hiorimpaka eo anjaridainako ianao
Dm           C            Dm
ka hamela an'ahy rahatrizay
A#        F           C
voninkazo tokampo ho ahy


© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1125