Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mampamangy
de nanourand@hotmail.com Em Am Yeh ! Any ho any e D D7 G B Yeh ! Androany a Em Lasa saina any aho Am Any ho any e D Lasa saina any aho G B Androany a Em Am Manantena anao aho fa ho avy e D D7 G B Nefa ianao moa hatramin'izao toa misangy a Em Am Ny fitiavana natotrao mampamangy ehe D Dia aleoko mionona amin'izao G Bm Manavinavy an Em Manirery any aho (in-2) Am Tsy tafandry e D(voalohany) D7(faharoa) Manirery any aho (in-2) G B Ka tomany a a Ts'isy azoko atao (in-2) Fa miandry e Nefa ianao any izay (in-2) Mandrimandry a Asa re raha tsapanao fa tena mafy e Izany fiandrasana olon-tiana tsy mety avy an Asa re ianao raha miandry na mampirafy e Hany sisa azoko atao dia ny mihafy a Malahelo any aho (in-2) Ry malala e Malahelo any aho (in-2) Ka tomany a Malahelo any aho (in-2) Ka mijaly e Miverena amin'izay miverena re Fa sasa-miandry a Lasa saina any aho Any ho any e Lasa saina any aho Androany a Lasa saina any aho Any ho any e Lasa saina any aho Androany Yeh !...
