Vehivavy
Titre
Vehivavy
Envoyé par tahiana.dafy2015
Le 25/07/2016 17:12
Visites : 322
Ndoalika mitomanyii 2x
mpandotsikin'ny fokoooo 2x
(izay zah fa mahatsapa an
fa mijaly ny vehivavy e)2x
(tojo lehilahy maditra an
ka migogogogo mitomany)2x
fiv:
mijaly e,ny vehivavy 2x
tojo lehilahy maditra ka mitomany e 2x
ny raha mampalahelo2x
mpandinikin'ny saikooo 2x
(rano masa avao rô hoany
mandry fotsy tsy misakafo)2x
(tsy vitan'ny mampirafy ii
maraindray vao mody antrano)2x
fiv:
mijaly e,...
[mijaly nama ny vehivavy e
tena mijaly2 ny vehivavy e
izy mijaly,hariva ny lehilah vao mody antrano
miaritra maharary @fijaliandreo lehilah
atao akory namako o fa zay manambaly
tsy maintsy mialialy
aiza antsika androany 2x
Barinjaka mandatsak'azy]