Ndeha hilalao

Lohateny Ndeha hilalao
Nampiditra jazz666
Tamin'ny 12/04/2005 15:47
Vangy : 636
                 E        E4
Raha reraka iny ianao
                 E        E4
Ka raha tsy misy hatao
                E         A
Raha te hanary dia
              E
Ndeha re hilalao

bass:(A,G#,F#)E     E4
Raha ny kilalao
               E    E4
Dia lay fanaontsika
               E     A
Raha tsy tsaroanao
               E
Lay hira sy mozika


             B
Hivazovazo indray e
          A
Toy izay fanao
             B
Fa efa eo koa anie
           A
Ny akama mpilalao
      E      B
Ouuuhh, yehhh
                   

              (A  B)     A                     E
                   Nefa anie, ts'izany no fiainana 
                                     B
                   Manala azy fotsiny izao
                                 A
                   Mba tsy hitarainana
                              F#m
                   Hoe be ireo adidy, fiainana mangidy
                        B   B7                (E E4)x4  B7 
                   Ka hoy aho: 'ndeha re hilalao 



 
                E       E4
Fiainana tokoa anie
                E       E4
Tsy vitan'ny adidy
                    E        A
Fa raha ireo no be dia be
                    E
Ho tsapanao fa hangidy


bass:(A,G#,F#)             E           E4
     Ka mba handramo ihany aloha
              E         E4
Fa tsy hanenenanao
                   E       A
Ary ataovy amin'ny fo
              E
F'izay no kilalao


            B
Falifaly foana e,
          A
Miramirana ianao
           B
Reo olana marobe
        A
Hohadinonao
  E        B
Ouuhhh, yehhhh


             (A   B)      A                    B
                    Nefa anie, ts'izany no fiainana 
                                      A
                    Manala azy fotsiny izao
                                  B
                    Mba tsy hitarainana
                               F#m
                    Hoe be ireo adidy, fiainana mangidy
                          B          A           B  B7
                    Ka hoy aho, ka hoy aho, ka hoy aho
                               E E4 E.....
                    Nde' re hilalao .....

                 E        E4
Raha reraka iny ianao
                   E      E4
Ka raha tsy misy hatao
                E       A           
Raha te hanary dia
             E
Ndeha re hilalao
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2023