Malala a !
Titre
Malala a !
Envoyé par razam-bolita
Le 01/07/2016 18:07
Visites : 812
Nampiditra ny naoty: Hervé, Hasina, Romy.
C F
Malala a! Ndehana ianao hiondikodina
C
any
F C
andramo izay mba hitanao fa mamy e
C G
fa izaho miandry eto ihany
C F C
Malala o! raha sipa no mampiasa saina anao
toy izao
F C
aleo fa hitadiavako ianao
C A
na tsapako fa mafy aza "IARETAKO"
C Dm G Am
fa ny tsikinao no fahafinaretako...
Dm G Am Dm G F G
ouh! ouh! ouh! fahafinaretako
C
Na haditra fara-tampony aza ianao
Hampijaly ahy isan'andro izao
F
Mbola tsy mampaninona ra izany e!
G C
Fomba ihany hoy aho ny ahy ilay mitomany
C
Na hisotro na hifoka ianao, hidaina?
F C
Izay rehetra ataonao tsy hiasako saina!!
C Am
Ny hany zavatra angatahiko malala a!
G C
" foko tia anao asio fanajana"
C : picking)
Cheri a!! nandalo teo ilay ankizinao iny!
Izy kosa aloha tsy ratsy e!
nampalahelo ahy izy hiveri-maina fotsiny dia nalefako taxi
Malala a! raha sanatria ianao voadonan'ny fitia
Tsy handatsa anao akory ny aty
Aza miandry ny taona hitsingerina
Fa aty amiko ny lalana miverina
ouh ouh!! aty miverina!!!!
Na haditra fara-tampony aza ianao
Hampijaly ahy isan'andro izao
Mbola tsy mampaninona raha izany e!
Fomba ihany hoy aho ny ahy ilay mitomany
Na hisotro na hifoka ianao, hidaina?
Izay rehetra ataonao tsy hiasako saina!!
Ny hany zavatra angatahiko malala a!
" foko tia anao asio fanajana"
Malala a! mba hira fotsiny iny sangisangy!!
Raha izany aloha no misy mapamangy e!!
Izaho tsy handany andro manafay
Avy hatrany ianao dia...barakay
Soatra tompoko...
Tonony sy feony : Skual Rakotonirina