Hanakoako fiderana
1-Hanakoako fiderana, maneran-tany ny asanao
Koa redony ny hozàna, Josefa Mpiasa mpankatoa
REF: Ry Josefa ô, mpitaiza an'i. Jesoa
Ity fikambananay tantanonao ho soa
Ho fakan-tahaka hoanay rehetra ianao
Sy ho Rainay hajaina koa
2-Fialofanay tokoa ianao, ry ilay be voninahitra
Ny tananao be fahefana, matoky ny herinao izahay
