Hiverina

Lohateny Hiverina
Nampiditra jazz666
Tamin'ny 11/04/2005 17:48
Vangy : 445
              Em                    Bm
              Mavesatra ho ahy ny mieritreritra anao
              C                   D
              Manomboka ho lavo ny saina 
              Em                    Bm
              Miavosa ao anaty mitamberina hatrany
               C                  D
              Ny embona anao tsy hay fafana.


       Em           Bm                  C
       Izaho te hiverin-dalana hanamafy indray
                D
       'Lay fatorana nisy teo iny
       Em           Bm
       Ampy ahy koa izay ny adiady
               C              D
       Sy ireo ditraditra hatrizay.



              Manina foana, mahatsiaro anao

              Irery tsy natokan-dalana

              Mahatsiaro ireo ditra nataoko hany aho

              Tamin'ireny mbola zaza.


               G         Bm
       Raha mba azonao atao anie
                  C              D
       Raha mbola nisy hafanana ao aminao
             G             Bm
       Meteza ianao ho ahy foana hatrany
        C                         D
       Fa tsy azoko atao anie ny tsy anilanao
        G                Bm
       Ny ambo-po no mety ho diso toerana
               C                         D
       Aleo handefitra amin'izay tsy natao ho antsika
               G                Bm           
       'Zay hahasoa no aoka iaraha-miaina androany
               C                D         Em .........
        Raiso aho fa hiverin-dalana indray

       Raiso aho fa hiverin-dalana indray.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0112